Revelation 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy nilaza tamiko hoe: Tsy maintsy maminany indray ianao ny amin’ny olona maro, ny firenena maro, ny fiteny maro ary ny mpanjaka maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nisy nilaza tamiko hoe: «Olona maro sy firenena maro sy fiteny samihafa ary mpanjaka maro koa no tsy maintsy mbola haminanianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nisy nilaza tamiko hoe: –Tsy maintsy mitondra ny hafatr’Andriamanitra indray ianao ny amin’ny vahoaka maro sy firenena maro sy olona maro samy hafa fiteny ary mpanjaka maro.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy nilaza tamiko hoe: Tsy maintsy maminany indray ianao ny amin'ny olona maro sy ny firenena maro sy ny fiteny maro ary ny mpanjaka maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy nilaza tamiko hoe: Tsy maintsy maminany indray ianao ny amin’ny olona maro, ny firenena maro, ny fiteny maro ary ny mpanjaka maro.
malagasy
Ary nisy nilaza tamiko hoe: Tsy maintsy maminany indray ianao ny amin'ny olona maro sy ny firenena maro sy ny fiteny maro ary ny mpanjaka maro.