Revelation 10:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitana boky kely nivelatra teny an-tanany izy. Nabahany ny tongony, koa ny havanana dia nataony teo ambonin’ny ranomasina ary ny havia dia tamin’ny tany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitana boky kely nivelatra teny an-tanany izy; ny tongony ankavanana moa natsatony tamin’ny ranomasina, ary ny ankavia kosa tamin’ny tany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nitana horonamboky kely mivelatra izy teny an-tanany. Nasabakan’io anjely io ny tongony, ka ny ankavanana napetrany teo amin’ny ranomasina ary ny ankavia napetrany teo amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
ary nitàna boky kely nivelatra teny an-tanany izy; ary nabahany ny tongony, ka ny ankavanany tamin'ny ranomasina, ary ny ankaviany tamin'ny tany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitana boky kely nivelatra teny an-tanany izy. Nabahany ny tongony, koa ny havanana dia nataony teo ambonin’ny ranomasina ary ny havia dia tamin’ny tany;
malagasy
ary nitàna boky kely nivelatra teny an-tanany izy; ary nabahany ny tongony, ka ny ankavanany tamin'ny ranomasina, ary ny ankaviany tamin'ny tany;