Revelation 10:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary niantso tamin’ny feo mahery izy, tahaka ny fieron’ny liona. Nony niantso izy dia nandefa ny feony ny kotrokorana fito.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
niantso tamin’ny feo mahery toy ny fieron’ny liona izy, ka vao niantso izy dia nandefa ny feony ny kotrokorana fito.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantso tamin’ny feo mahery sahala amin’ny liona mierona izy; ka nony avy niantso izy, dia nirefodrefotra namaly azy ny kotro-baratra fito.
Malagasy Bible 1865
ary niantso tamin'ny feo mahery izy, tahaka ny fieron'ny liona; ary nony niantso izy, dia nikotroka ny kotrokorana fito.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary niantso tamin’ny feo mahery izy, tahaka ny fieron’ny liona. Nony niantso izy dia nandefa ny feony ny kotrokorana fito.
malagasy
ary niantso tamin'ny feo mahery izy, tahaka ny fieron'ny liona; ary nony niantso izy, dia nikotroka ny kotrokorana fito.