Revelation 10:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anjely, ilay hitako nitsangana teo ambonin’ny ranomasina sy teo ambonin’ny tany, dia nanangana ny tanany havanana ho amin’ny lanitra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay ilay Anjely hitako nitsangana teo ambony ranomasina sy teo ambonin’ny tany dia nanandratra ny tanany ankavanana tany an-danitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny anjely, izay efa hitako nijoro teo amin’ny ranomasina sy teo amin’ny tany, dia nanangana ny tanany ankavanana ho amin’ny lanitra
Malagasy Bible 1865
Ary ny anjely, ilay efa hitako, dia nitsangana teo ambonin'ny ranomasina sy teo ambonin'ny tany, ka nanangana ny tànany ankavanana ho amin'ny lanitra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anjely, ilay hitako nitsangana teo ambonin’ny ranomasina sy teo ambonin’ny tany, dia nanangana ny tanany havanana ho amin’ny lanitra
malagasy
Ary ny anjely, ilay efa hitako, dia nitsangana teo ambonin'ny ranomasina sy teo ambonin'ny tany, ka nanangana ny tànany ankavanana ho amin'ny lanitra