Revelation 10:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa amin’ny andro hitsofan’ny anjely fahafito, rehefa hitsoka izy, dia ho tanteraka ny zavamiafina izay an’Andriamanitra, araka ny teny soa mahafaly nambarany tamin’ny mpaminany mpanompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa amin’ny andro hampandrenesan’ny Anjely fahafito ny feony, amin’ny fitsofana ny trômpetra, dia ho tanteraka ny misterin’Andriamanitra, araka ny nampilazainy ny mpaminany mpanompony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa amin’ny andro hitsòfan’ilay anjely fahafito ny trompetrany, dia ho tanteraka ny zava-miafina nalahatr’Andriamanitra, araka ny teny soa nambarany tamin’ireo mpaminany mpanompony.
Malagasy Bible 1865
fa amin'ny andro hitsofan'ny anjely fahafito, rehefa hitsoka izy, dia ho tanteraka ny zava-miafina izay an'Andriamanitra, araka ny teny soa mahafaly nambarany tamin'ny mpaminany mpanompony
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa amin’ny andro hitsofan’ny anjely fahafito, rehefa hitsoka izy, dia ho tanteraka ny zavamiafina izay an’Andriamanitra, araka ny teny soa mahafaly nambarany tamin’ny mpaminany mpanompony.
malagasy
fa amin'ny andro hitsofan'ny anjely fahafito, rehefa hitsoka izy, dia ho tanteraka ny zava-miafina izay an'Andriamanitra, araka ny teny soa mahafaly nambarany tamin'ny mpaminany mpanompony