Revelation 10:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay feo izay reko avy tany an-danitra dia niteny tamiko indray hoe: Mandehana, raiso ilay boky mivelatra eny an-tanan’ny anjely mitsangana eo ambonin’ny ranomasina sy eo ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niteny tamiko indray ilay feo reko avy any an-danitra, nanao hoe: «Mandehana alao ny boky kely mivelatra eny an-tanan’ilay Anjely mitsangana eo ambonin’ny ranomasina sy ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niteny tamiko indray ilay feo efa reko avy tany an-danitra, nanao hoe: –Mandehana, raiso ny horonamboky kely mivelatra eny an-tanan’ilay anjely mijoro eo amin’ny ranomasina sy eo amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny feo izay efa reko avy tany an-danitra dia niteny tamiko indray hoe: Mandehana, raiso ilay boky mivelatra eny an-tànan'ny anjely mitsangana eo ambonin'ny ranomasina sy eo ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay feo izay reko avy tany an-danitra dia niteny tamiko indray hoe: Mandehana, raiso ilay boky mivelatra eny an-tanan’ny anjely mitsangana eo ambonin’ny ranomasina sy eo ambonin’ny tany.
malagasy
Ary ny feo izay efa reko avy tany an-danitra dia niteny tamiko indray hoe: Mandehana, raiso ilay boky mivelatra eny an-tànan'ny anjely mitsangana eo ambonin'ny ranomasina sy eo ambonin'ny tany.