Revelation 10:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanatona an’ilay anjely aho ka niteny taminy hoe: Omeo ahy iny boky kely iny. Hoy izy tamiko: Raiso ka hano avokoa io; dia hampangidy ny kibonao izy nefa eo am-bavanao dia ho mamy tahaka ny tantely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nankany amin’ilay Anjely aho sy nilaza taminy hanome ahy ny boky, ka hoy ny navaliny ahy: «Raiso ka atelemo izy; hangidy izy ao an-kibonao, nefa ho mamy toy ny tantely eo am-bavanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankeny amin’ilay anjely aho ka nanao taminy hoe: –Mba omeo ahy iny horonamboky kely iny! Ary hoy izy tamiko: –Raiso izy ka atelemo avokoa; hangidy ao an-kibonao izy, nefa ao am-bavanao dia ho mamy tahaka ny tantely.
Malagasy Bible 1865
Dia nankany amin'ny anjely aho ka nanao taminy hoe: Omeo ahy iny boky kely iny. Ary hoy izy tamiko: Raiso, ka hano avokoa io; dia hampangidy ny kibonao izy, nefa eo am-bavanao dia ho mamy tahaka ny tantely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanatona an’ilay anjely aho ka niteny taminy hoe: Omeo ahy iny boky kely iny. Hoy izy tamiko: Raiso ka hano avokoa io; dia hampangidy ny kibonao izy nefa eo am-bavanao dia ho mamy tahaka ny tantely.
malagasy