Revelation 11:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nomena volotara tahaka ny tehina aho ka nisy nilaza tamiko hoe: Mitsangàna ka refeso ny tempolin’Andriamanitra sy ny alitara ary isao izay mivavaka ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nomena volotara toy ny tehina aho, dia nisy nilaza tamiko hoe: Mitsangàna, refeso ny Tempolin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nomena volotara tahaka ny tehina fandrefesana aho, dia nilazana hoe: –Mitsangàna, ka refeso ny tempoli n’Andriamanitra sy ny alitara ary isao izay mivavaka ao.
Malagasy Bible 1865
Ary nomena volotara tahaka ny tehina aho, ka nisy nilaza tamiko hoe: Mitsangàna, ka refeso ny tempolin'Andriamanitra sy ny alitara, ary isao izay mivavaka ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nomena volotara tahaka ny tehina aho ka nisy nilaza tamiko hoe: Mitsangàna ka refeso ny tempolin’Andriamanitra sy ny alitara ary isao izay mivavaka ao.
malagasy
[Ny nandrefesana ny tempoly, sy ny amin'ny vavolombelona roa] Ary nomena volotara tahaka ny tehina aho, ka nisy nilaza tamiko hoe: Mitsangàna, ka refeso ny tempolin'Andriamanitra sy ny alitara, ary isao izay mivavaka ao.