Revelation 11:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mponina ambonin’ny tany dia mifaly azy ka hiravoravo, ary hifanatitra fanomezana izy satria nampangirifiry ny mponina ambonin’ny tany ireo mpaminany roa ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hifaly ny mponina etỳ ambonin’ny tany noho ny amin’izy ireo; hiara-miravoravo sy hifanati-javatra izy ireo, fa nampijaly ny mponina tetỳ an-tany ireo mpaminany roa ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifaly sy miravo ary mifanatitra fanomezana ny mponina ambonin’ny tany noho ny nahafatesan’ireo, fa nampiferinaina ny mponina ambonin’ny tany ireo mpaminany roa ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mponina ambonin'ny tany mifaly azy ka ravoravo, ary hifanati-javatra izy, satria nampangirifiry ny mponina ambonin'ny tany ireo mpaminany roa ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mponina ambonin’ny tany dia mifaly azy ka hiravoravo, ary hifanatitra fanomezana izy satria nampangirifiry ny mponina ambonin’ny tany ireo mpaminany roa ireo.
malagasy
Ary ny mponina ambonin'ny tany mifaly azy ka ravoravo, ary hifanati-javatra izy, satria nampangirifiry ny mponina ambonin'ny tany ireo mpaminany roa ireo.