Revelation 11:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandre feo mahery avy tany an-danitra izy roa lahy niteny taminy hoe: Miakara atỳ! Dia niakatra ho any an-danitra tao anatin’ny rahona ireo, ary nahita azy ny fahavalony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sady injay koa nisy feo avy any an-danitra nanao taminy hoe: «Miakara atỳ.» Dia niakatra any an-danitra tao anatin’ny rahona, sy teo anatrehan’ny fahavalony izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nahare feo mahery avy tany an-danitra ireo mpaminany roa ireo, nanao taminy hoe: «Miakara atỳ!» Dia niakatra ho any an-danitra tao anatin’ny rahona ireo, ary nahatazana azy ny fahavalony.
Malagasy Bible 1865
Ary nahare feo mahery avy tany an-danitra izy roa nanao taminy hoe: Miakara atỳ. Dia niakatra ho any an-danitra tao anatin'ny rahona ireo; ary nahatsinjo azy ny fahavalony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandre feo mahery avy tany an-danitra izy roa lahy niteny taminy hoe: Miakara atỳ! Dia niakatra ho any an-danitra tao anatin’ny rahona ireo, ary nahita azy ny fahavalony.
malagasy
Ary nahare feo mahery avy tany an-danitra izy roa nanao taminy hoe: Miakara atỳ. Dia niakatra ho any an-danitra tao anatin'ny rahona ireo; ary nahatsinjo azy ny fahavalony.