Revelation 11:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany ora izany dia nisy horohoron-tany mafy ka rava ny ampahafolon’ny tanàna ary maty tamin’izany horohoron-tany izany ny olona fito arivo; ary raiki-tahotra ny olona sisa ka nanome voninahitra an’Andriamanitry ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izany ora izany, dia nisy horohoron-tany mafy, ka nirodana ny ampahafolon’ny tanàna, ary olona fito arivo no matin’izany horohoron-tany izany. Raiki-tahotra ny olona sisa ka nanome voninahitra ny Andriamanitry ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay fotoana izay dia nisy horohorontany mafy ka nirodana ny ampahafolon’ilay tanàna ary olona fito arivo no matin’io horohorontany io. Raiki-tahotra ny olona sisa ka nanome voninahitra an’ilay Andriamanitra monina ao an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany ora izany dia nisy horohorontany mafy, ka rava ny ampahafolon'ny tanàna, ary maty tamin'izany horohorontany izany ny olona fito arivo; ary raiki-tahotra ny olona sisa ka nanome voninahitra an'Andriamanitry ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany ora izany dia nisy horohoron-tany mafy ka rava ny ampahafolon’ny tanàna ary maty tamin’izany horohoron-tany izany ny olona fito arivo; ary raiki-tahotra ny olona sisa ka nanome voninahitra an’Andriamanitry ny lanitra.
malagasy