Revelation 11:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lasa ny loza faharoa. Indro, avy haingana ny loza fahatelo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lasa ny loza faharoa; indro hisosoka faingana ny loza fahatelo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lasa izay ny loza faharoa; indro hisosoka faingana ny loza fahatelo.
Malagasy Bible 1865
Lasa ny loza faharoa; indro, avy faingana ny loza fahatelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lasa ny loza faharoa. Indro, avy haingana ny loza fahatelo.
malagasy
Lasa ny loza faharoa; indro, avy faingana ny loza fahatelo.