Revelation 11:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny loholona efatra amby roapolo izay mipetraka eo ambonin’ny sezafiandrianany eo anatrehan’Andriamanitra, dia niankohoka tamin’ny tany ka nivavaka tamin’Andriamanitra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay ireo Anti-dahy efatra amby roapolo, nipetraka tamin’ny seza fiandrianany teo anatrehan’Andriamanitra, dia niankohoka nitsaoka an’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny loholona 24 izay samy mipetraka eo ambony sezafiandrianany eo anatrehan’Andriamanitra, dia niankohoka nitsaoka an’Andriamanitra
Malagasy Bible 1865
Ary ny loholona fatra amby roa-polo, izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianany eo anatrehan'Andriamanitra, dia niankohoka ka nivavaka tamin'Andriamanitra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny loholona efatra amby roapolo izay mipetraka eo ambonin’ny sezafiandrianany eo anatrehan’Andriamanitra, dia niankohoka tamin’ny tany ka nivavaka tamin’Andriamanitra
malagasy
Ary ny loholona fatra amby roa-polo, izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianany eo anatrehan'Andriamanitra, dia niankohoka ka nivavaka tamin'Andriamanitra [ presbytera]