Revelation 11:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hoe: Misaotra Anao izahay, Tompo ô, Andriamanitra Tsitoha, Ilay ankehitriny sy taloha satria nasehonao ny herinao lehibe ka nampiorina ny fanjakanao Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanao hoe: «Misaotra Anao izahay, Tompo ô, Andriamanitra Tsitoha izay ankehitriny sy taloha, fa naneho ny herinao lehibe Ianao, ka manjaka izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nanao hoe: «Misaotra Anao izahay, ry Tompo Andriamanitra Tsitoha, Ilay ankehitriny sy taloha, noho Ianao naneho ny herinao lehibe ary noho Ianao efa manjaka.
Malagasy Bible 1865
nanao hoe: Misaotra Anao izahay, Tompo Ô, Andriamanitra Tsitoha, Ilay ankehitriny sy taloha, Satria nasehonao ny herinao lehibe, ka efa manjaka Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hoe: Misaotra Anao izahay, Tompo ô, Andriamanitra Tsitoha, Ilay ankehitriny sy taloha satria nasehonao ny herinao lehibe ka nampiorina ny fanjakanao Ianao.
malagasy
nanao hoe: Misaotra Anao izahay, Tompo Ô, Andriamanitra Tsitoha, Ilay ankehitriny sy taloha, Satria nasehonao ny herinao lehibe, ka efa manjaka Hianao.