Revelation 11:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tezitra ny firenena maro nefa tonga ny fahatezeranao sy ny fotoana hitsarana ny maty, hanomezana valim-pitia ny mpaminany mpanomponao sy ny olona masina ary izay matahotra ny anaranao, na kely na lehibe, ary mba hanimbanao izay manimba ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisarongatra ny firenena, fa tonga ny fahatezeranao, sy ny fotoana hitsarana ny maty, mba hanomezana valisoa ny mpanomponao, dia ny mpaminany, sy ny olo-masina mbamin’izay natahotra ny Anaranao, na kely na lehibe, ary mba hamerezana izay nanimba ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tezitra ireo firenena, kanefa tonga ny fahatezeranao sy ny fotoana hitsaranao ny maty; tonga ny fotoana hanomezanao valisoa ny mpaminany mpanomponao sy ny vahoakanao mbamin’ireo manaja Anao, na kely na lehibe; tonga ny fotoana hanimbanao izay olona manimba ny tany.»
Malagasy Bible 1865
Ary tezitra ny firenena maro, ary tonga ny fahatezeranao Sy ny fotoana hitsarana ny maty, sy hanomezana valim-pitia ny mpaminany mpanomponao sy ny olona masina ary izay matahotra ny anaranao, na kely na lehibe, ary mba hanimbanao izay manimba ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tezitra ny firenena maro nefa tonga ny fahatezeranao sy ny fotoana hitsarana ny maty, hanomezana valim-pitia ny mpaminany mpanomponao sy ny olona masina ary izay matahotra ny anaranao, na kely na lehibe, ary mba hanimbanao izay manimba ny tany.
malagasy
Ary tezitra ny firenena maro, ary tonga ny fahatezeranao Sy ny fotoana hitsarana ny maty, sy hanomezana valim-pitia ny mpaminany mpanomponao sy ny olona masina ary izay matahotra ny anaranao, na kely na lehibe, ary mba hanimbanao izay manimba ny tany.Ary novohana ny tempolin'Andriamanitra any an-danitra, ka hita ny fiaran'ny fanekeny teo anatin'ny tempoliny; ary nisy helatra sy feo sy kotrokorana sy horohorontany ary havandra vaventy.