Revelation 11:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny kianja eo ivelan’ny tempoly dia avelao fa aza refesina fa nomena ny Jentilisa izany; hanitsakitsaka ny tanàna masina roa amby efapolo volana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avelao anefa fa aza refesina ny efitrano fidirana ivelan’ny tempoly, satria efa nomena ny Jentily io, ka hanitsaka ny tanàna masina roa amby efapolo volana izy, sy ny ôtely, mbamin’izay mivavaka ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny kianjan’ny tempoly, ilay eo ivelany, dia avelao ihany fa aza refesina; satria nomena ny hafa firenena izany, ka hanitsakitsaka ny tanàna masina izy ireo mandritra ny 42 volana.
Malagasy Bible 1865
Fa ny kianja eo ivelan'ny tempoly dia avelao ihany, fa aza mba refesina; fa nomena ny jentilisa izany, ka hanitsaka ny tanàna masina roa amby efa-polo volana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny kianja eo ivelan’ny tempoly dia avelao fa aza refesina fa nomena ny Jentilisa* izany; hanitsakitsaka ny tanàna masina roa amby efapolo volana izy.
malagasy
Fa ny kianja eo ivelan'ny tempoly dia avelao ihany, fa aza mba refesina; fa nomena ny jentilisa izany, ka hanitsaka ny tanàna masina roa amby efa-polo volana izy. [ Gr. atsipazo eny ivelany]