Revelation 11:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary homeko hery ny vavolombeloko roa ka haminany enimpolo sy roanjato sy arivo andro izy sady hitafy lamba fisaonana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny Vavolombeloko roa, dia homeko hery haminany enimpolo amby roan-jato sy arivo andro; akanjo malailay no hiakanjoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary homeko hery ny vavolombelona roa mpanambara Ahy, ka hitondra ny hafatro mandritra ny 1 260 andro sady hitafy gony.
Malagasy Bible 1865
Ary homeko hery ny vavolombeloko roa, ka haminany enim-polo amby roan-jato amby arivo andro izy, sady hitafy lamba fisaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary homeko hery ny vavolombeloko roa ka haminany enimpolo sy roanjato sy arivo andro izy sady hitafy lamba fisaonana.
malagasy
Ary homeko hery ny vavolombeloko roa, ka haminany enim-polo amby roan-jato amby arivo andro izy, sady hitafy lamba fisaonana.