Revelation 11:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo ny hazo oliva roa sy ny fitoeran-jiro roa, izay mijoro eo anatrehan’ny Tompon’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo no fototr’ôliva roa sy fanaovan-jiro roa, izay mitsangana eo anatrehan’ny Tompon’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo vavolombelona roa ireo no fototr’ôliva anankiroa sy fitoeranjiro anankiroa, izay mijoro eo anatrehan’ilay Tompon’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ireo ilay hazo oliva roa sy ilay fanaovan-jiro roa, izay mitsangana eo anatrehan'ny Tompon'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo ny hazo oliva roa sy ny fitoeran-jiro roa, izay mijoro eo anatrehan’ny Tompon’ny tany.
malagasy
Ireo ilay hazo oliva roa sy ilay fanaovan-jiro roa, izay mitsangana eo anatrehan'ny Tompon'ny tany.