Revelation 11:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha misy ta handratra ireo dia misy afo mivoaka amin’ny vavany ka mandany ny fahavalony. Eny, raha misy ta handratra ireo dia toy izany no tsy maintsy hamonoana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka raha misy te hanisy ratsy azy ireo, dia hisy afo mivoaka avy any am-bavany handevona ny fahavalony, ary hovonoina toy izany avokoa izay mitady hamely azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka raha misy mitady hanisy ratsy azy ireo, dia misy afo mivoaka avy ao am-bavany handevona ny fahavalony; ary tsy maintsy hovonoina ho faty toy izany izay mitady hanisy ratsy azy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy ta-handratra ireo, dia misy afo mivoaka amin'ny vavany ka mandany ny fahavalony; ary rana misy ta-handratra ireo, dia tsy maintsy hovonoina toy izany koa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha misy ta handratra ireo dia misy afo mivoaka amin’ny vavany ka mandany ny fahavalony. Eny, raha misy ta handratra ireo dia toy izany no tsy maintsy hamonoana azy.
malagasy
Ary raha misy ta-handratra ireo, dia misy afo mivoaka amin'ny vavany ka mandany ny fahavalony; ary rana misy ta-handratra ireo, dia tsy maintsy hovonoina toy izany koa izy.