Revelation 11:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa tanteraka ny fanambaràny dia hiady aminy ilay bibidia miakatra avy amin’ny lavaka tsy hita noanoa ka haharesy sy hahafaty azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa vita ny fanambaràn’izy ireo, dia hiady aminy ilay Biby hiakatra avy amin’ny lavaka tsy hita noanoa, ka haharesy azy sy hahafaty azy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa nahavita fijoroana vavolombelona ireo olona roa ireo, dia hiadian’ilay biby miakatra avy amin’ny hantsambe ary ho resiny sy hataony maty.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tanteraka ny filazany, dia hiady aminy kosa ilay bibi-dia miakatra avy amin'ny lavaka tsy hita noanoa ka haharesy sy hahafaty azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa tanteraka ny fanambaràny dia hiady aminy ilay bibidia miakatra avy amin’ny lavaka tsy hita noanoa ka haharesy sy hahafaty azy.
malagasy
Ary rehefa tanteraka ny filazany, dia hiady aminy kosa ilay bibi-dia miakatra avy amin'ny lavaka tsy hita noanoa ka haharesy sy hahafaty azy.