Revelation 11:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fatiny dia hiampatra eny an-dalambe amin’ny tanàna lehibe, izay adika araka ny hevi-panahy hoe Sodoma sy Ejipta, sady tao koa no nanomboana ny Tompony tamin’ny hazofijaliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny fatiny dia hiampatra eo an-kianjan’ny tanàna lehibe izay atao amin’ny teny an’ohatra hoe: Sôdôma sy Ejipta, eo amin’ilay namantsihana ny Tompony tamin’ny Hazofijaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka ny fatiny dia hiampatra eny an-dalamben’ilay tanàna lehibe; io tanàna io no nanomboana ny Tompony tamin’ny hazofijaliana sady antsoina koa hoe Sôdôma na Ejipta araka ny heviny ara-panahy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny fatiny hiampatra eny an-dalambe amin'ny tanàna lehibe, izay atao, araka ny hevi-panahy, hoe Sodoma sy Egypta, sady tao koa no nanomboana ny Tompony tamin'ny hazo fijaliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fatiny dia hiampatra eny an-dalambe amin’ny tanàna lehibe, izay adika araka ny hevi-panahy hoe Sodoma sy Ejipta, sady tao koa no nanomboana ny Tompony tamin’ny hazofijaliana.
malagasy
Ary ny fatiny hiampatra eny an-dalambe amin'ny tanàna lehibe, izay atao, araka ny hevi-panahy, hoe Sodoma sy Egypta, sady tao koa no nanomboana ny Tompony tamin'ny hazo fijaliana.