Revelation 12:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan’ilay dragona fa nazera tamin’ny tany izy dia nanenjika ilay vehivavy niteraka ny zazalahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’ilay Dragona fa voazera amin’ny tany izy, dia ilay Vehivavy tera-dahy no nenjehiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa hitan’ilay dràgona fa voazera tamin’ny tany izy, dia ilay vehivavy niteraka ny zazalahy no nenjehiny.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan'ilay dragona fa nazera tamin'ny tany izy, dia nanenjika ilay vehivavy niteraka ny zazalahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan’ilay dragona fa nazera tamin’ny tany izy dia nanenjika ilay vehivavy niteraka ny zazalahy izy.
malagasy
Ary rehefa hitan'ilay dragona fa nazera tamin'ny tany izy, dia nanenjika ilay vehivavy niteraka ny zazalahy izy.