Revelation 12:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay vehivavy dia nomena ny elatra roa an’ny voromahery lehibe mba hanidinany ho any an-tany efitra, ho any amin’ny toerany izay hamelomana azy fetrandro iray sy fetrandro roa ary antsasaky ny fetrandro, mba tsy ho hitan’ilay menarana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomena ela-boromahery lehibe roa anefa Ravehivavy, mba hanidinany ho any an’efitra amin’ny fitoerany, izay namelomana azy fotoana iray, sy fotoana roa, ary antsasaky ny fotoana, mba tsy hahitan’ilay menarana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nomena eladroan’ny voromahery lehibe ravehivavy mba hanidinany hankany an-taniefitra, ho any amin’ny toerana izay amelomana azy mandritra ny telo taona sy tapany, ka ho voaaro amin’ny famelezan’ilay bibilava.
Malagasy Bible 1865
Ary ilay vehivavy nomena ny elatra roa an'ny voromahery lehibe hanidinany ho any an-efitra, ho any amin'ny fitoerany, izay itaizana azy fetr'andro iray sy fetr'andro roa ary antsasaky ny fetr'andro, mba tsy ho hitan'ilay menarana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay vehivavy dia nomena ny elatra roa an’ny voromahery lehibe mba hanidinany ho any an-tany efitra, ho any amin’ny toerany izay hamelomana azy fetrandro iray sy fetrandro roa ary antsasaky ny fetrandro, mba tsy ho hitan’ilay menarana izy.
malagasy