Revelation 12:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay menarana dia namoaka rano tamin’ny vavany, toy ny ony, hanaraka an-dRavehivavy, mba hindaosin’ny ony izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandefa rano toy ny ony avy amin’ny vavany ilay menarana, hankany amin-dRavehivavy, mba hipaohan’ny ony azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vavan’ilay bibilava kosa namoaka rano toy ny riaka hanaraka an-dravehivavy mba hipaoka azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ilay menarana namoaka rano tamin'ny vavany, toy ny riaka, hanaraka an-dravehivavy, mba hindaosin'ny riaka iry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay menarana dia namoaka rano tamin’ny vavany, toy ny ony, hanaraka an-dRavehivavy, mba hindaosin’ny ony izy.
malagasy
Ary ilay menarana namoaka rano tamin'ny vavany, toy ny riaka, hanaraka an-dravehivavy, mba hindaosin'ny riaka iry.