Revelation 12:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ny tany dia namonjy an-dRavehivavy, fa nivava ny tany ka nitelina ny ony izay navoakan’ny dragona tamin’ny vavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo novonjen’ny tany kosa Ravehivavy, fa nivava ny tany, dia nitelina ny ony nalefan’ilay Dragona tamin’ny vavany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo novonjen’ny tany ravehivavy, fa nitresaka ny tany ka nitelina ny riaka izay nalefan’ny vavan’ilay dràgona.
Malagasy Bible 1865
Nefa ny tany namonjy an-dravehivavy, fa nivava ny tany ka nitelina ny riaka izay navoaky ny dragona tamin'ny vavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ny tany dia namonjy an-dRavehivavy, fa nivava ny tany ka nitelina ny ony izay navoakan’ny dragona tamin’ny vavany.
malagasy
Nefa ny tany namonjy an-dravehivavy, fa nivava ny tany ka nitelina ny riaka izay navoaky ny dragona tamin'ny vavany.Dia tezitra tamin'ilay vehivavy ny dragona ka lasa nandeha hiady tamin'ny zanany sisa, izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy mitana ny filazana an'i Jesosy. Ary nitsangana teo ambonin'ny fasiky ny ranomasina izy.