Revelation 12:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tezitra tamin’ilay vehivavy ny dragona ka lasa nandeha hiady tamin’ny zanany sisa izay mitandrina ny didin’Andriamanitra sy mitana ny fanambaràna an’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tezitra tamin-dRavehivavy ny Dragona, ka any amin’ny zanany sisa mitandrina ny didin’Andriamanitra sy maharitra amin’ny fanambaràn’i Jesoa, no nifotrohany niadiana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tezitra tamin-dravehivavy ny dràgona ka lasa nandeha tamin’ny taranany sisa, izay mitandrina ny didin’Andriamanitra sy mitana ny hafatra nijoroan’i Jesoa ho vavolombelona; ary nijanona teo amin’ny fasi-dranomasina ilay dràgona.
Malagasy Bible 1865
Dia tezitra tamin'ilay vehivavy ny dragona ka lasa nandeha hiady tamin'ny zanany sisa, izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy mitana ny filazana an'i Jesosy. Ary nitsangana teo ambonin'ny fasiky ny ranomasina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tezitra tamin’ilay vehivavy ny dragona ka lasa nandeha hiady tamin’ny zanany sisa izay mitandrina ny didin’Andriamanitra sy mitana ny fanambaràna an’i Jesosy.
malagasy