Revelation 12:18 — Compare Translations
3 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay dragona dia nitsangana teo amin’ny fasiky ny ranomasina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia teny amin’ny fasi-dranomasina izy no nitsatoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay dragona dia nitsangana teo amin’ny fasiky ny ranomasina.