Revelation 12:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Bevohoka izy ary mihetsi-jaza ka mitaraina satria marary fatratra efa hiteraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
bevohoka izy, sady nihetsi-jaza, ka nitaraina noho ny fanaintainam-piterahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Bevohòka ilay vehivavy sady mihetsi-jaza ka mitaraina, satria marary fatratra efa hiteraka.
Malagasy Bible 1865
sady bevohoka izy; ary mihetsi-jaza izy ka mitaraina, satria marary fatratra efa hiteraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Bevohoka izy ary mihetsi-jaza ka mitaraina satria marary fatratra efa hiteraka.
malagasy
sady bevohoka izy; ary mihetsi-jaza izy ka mitaraina, satria marary fatratra efa hiteraka.