Revelation 12:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny rambony dia nanala ny ampahatelon’ny kintana amin’ny lanitra ka nanjera ireny ho amin’ny tany. Ary ny dragona nijanona teo anatrehan’ilay vehivavy efa hiteraka mba handrapaka ny zanany raha vao teraka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofinaokany tamin’ny rambony ny ampahatelon’ny kintan’ny lanitra ka nazerany tamin’ny tany. Dia nijoro teo anoloan-dRavehivavy hiteraka izy mba handrapaka ny Zanany, raha vao teraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nifaoka ny ampahatelon’ny kintana eny amin’ny habakabaka ny rambon’ilay dràgona, ka nanjera ireny tamin’ny tany. Teo anatrehan’ilay vehivavy efa hiteraka no nijanonan’ity dràgona, mba handrapaka ny zanany, raha vao teraka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny rambony dia manala ny ampahatelon'ny kintana amin'ny lanitra ka manjera ireny ho amin'ny tany; ary ny dragona nijanona teo anatrehan'ilay vehivavy efa hiteraka mba handrapaka ny zanany, raha vao teraka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny rambony dia nanala ny ampahatelon’ny kintana amin’ny lanitra ka nanjera ireny ho amin’ny tany. Ary ny dragona nijanona teo anatrehan’ilay vehivavy efa hiteraka mba handrapaka ny zanany raha vao teraka.
malagasy