Revelation 12:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteraka zazalahy izy, ary hanapaka ny firenena rehetra amin’ny tehim-by izy io. Novonjena haingana ny zanany ka nakarina ho any amin’Andriamanitra, any amin’ny sezafiandrianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tera-dahy Ravehivavy, ary io Zanany io no hifehy ny firenena rehetra amin’ny tsora-by, ka nakarina ho any amin’Andriamanitra eo anilan’ny seza fiandrianany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia teraka ravehivavy ka nahazo zazalahy, izay hifehy ny firenena rehetra amin’ny tehim-by ka nakarina faingana eo anilan’Andriamanitra sy eo anilan’ny sezafiandrianany.
Malagasy Bible 1865
ary niteraka zazalahy izy, izay efa hanapaka ny firenena rehetra amin'ny tehim-by; ary ny zanany novonjena faingana nakarina ho any amin'Andriamanitra, dia ho any amin'ny seza fiandrianany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteraka zazalahy izy, ary hanapaka ny firenena rehetra amin’ny tehim-by izy io. Novonjena haingana ny zanany ka nakarina ho any amin’Andriamanitra, any amin’ny sezafiandrianany.
malagasy
ary niteraka zazalahy izy, izay efa hanapaka ny firenena rehetra amin'ny tehim-by; ary ny zanany novonjena faingana nakarina ho any amin'Andriamanitra, dia ho any amin'ny seza fiandrianany. [ Gr. handry]