Revelation 12:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy ady tany an-danitra: I Mikaela sy ny anjeliny dia niady tamin’ilay dragona. Ary niady ilay dragona mbamin’ny anjeliny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy ady tany an-danitra: i Misely sy ny Anjeliny moa niady tamin’ny Dragona; ny Dragona sy ny anjeliny koa namely,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy ady nitranga tany an-danitra: i Mikaela sy ny anjeliny no niady tamin’ilay dràgona; ary niady ilay dràgona mbamin’ny anjeliny.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy ady tany an-danitra: Mikaela sy ny anjeliny niady tamin'ilay dragona; ary ilay dragona mbamin'ny anjeliny kosa dia niady,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy ady tany an-danitra: I Mikaela sy ny anjeliny dia niady tamin’ilay dragona. Ary niady ilay dragona mbamin’ny anjeliny,
malagasy
Ary nisy ady tany an-danitra: Mikaela sy ny anjeliny niady tamin'ilay dragona; ary ilay dragona mbamin'ny anjeliny kosa dia niady,