Revelation 13:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitako fa indro, nisy bibidia iray koa niakatra avy tamin’ny tany. Nanana tandroka roa tahaka ny an’ny zanak’ondry izy nefa niteny tahaka ny dragona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nahita Biby anankiray hafa koa aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nahita biby anankiray hafa nipoitra avy tamin’ny tany aho: nanana tandroka roa tahaka ny an’ny ondrikely izy sady nierona tahaka ny dràgona.
Malagasy Bible 1865
Ary hitako fa, indro, nisy bibi-dia iray koa niakatra avy tamin'ny tany; ary nanan-tandroka roa tahaka ny an'ny zanak'ondry izy sady niteny tahaka ny dragona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitako fa indro, nisy bibidia iray koa niakatra avy tamin’ny tany. Nanana tandroka roa tahaka ny an’ny zanak’ondry izy nefa niteny tahaka ny dragona.
malagasy
Ary hitako fa, indro, nisy bibi-dia iray koa niakatra avy tamin'ny tany; ary nanan-tandroka roa tahaka ny an'ny zanak'ondry izy sady niteny tahaka ny dragona.