Revelation 13:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary navela hanisy aina ny sarin’ny bibidia izy mba hahay miteny ny sarin’ny bibidia, ary hampamono izay rehetra tsy mety miankohoka eo anoloan’ny sarin’ny bibidia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady navela hanisy aina ny sarin’ny Biby izy, sy hampiteny azy, ary hampamono izay rehetra tsy mivavaka amin’ny sarin’ny Biby.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia navela hanisy aina ny sarin’ilay biby voalohany izy, mba hahatonga ny sariny hiteny ka hampamono izay rehetra tsy mivavaka eo anoloany.
Malagasy Bible 1865
Ary navela hanisy aina ny sarin'ny bibi-dia izy, mba hahateny ny sarin'ny bibi-dia, ary hampamono izay rehetra tsy mety miankohoka eo anoloan'ny sarin'ny bibi-dia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary navela hanisy aina ny sarin’ny bibidia izy mba hahay miteny ny sarin’ny bibidia, ary hampamono izay rehetra tsy mety miankohoka eo anoloan’ny sarin’ny bibidia.
malagasy
Ary navela hanisy aina ny sarin'ny bibi-dia izy, mba hahateny ny sarin'ny bibi-dia, ary hampamono izay rehetra tsy mety miankohoka eo anoloan'ny sarin'ny bibi-dia.