Revelation 13:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe, na ny manankarena na ny malahelo, na ny olona afaka, na ny andevo, dia ampandraisiny marika avokoa eo amin’ny tanany havanana na eo amin’ny handriny
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona rehetra, na kely na lehibe, na mpanan-karena na mahantra, na olona tsotra na mpanompo, dia nasainy nasiana marika tamin’ny tanany ankavanana na tamin’ny handriny avokoa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny olona rehetra, na kely na lehibe, na manankarena na mahantra, na mpanompo na tsy mpanompo, dia noteren’ny biby faharoa handray marika eo amin’ny tanany ankavanana na eo amin’ny handriny;
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe, na ny manan-karena na ny malahelo, na ny tsy andevo na ny andevo, dia ampandraisiny marika eo amin'ny tànany ankavanana na eo amin'ny handriny avokoa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe, na ny manankarena na ny malahelo, na ny olona afaka, na ny andevo, dia ampandraisiny marika avokoa eo amin’ny tanany havanana na eo amin’ny handriny
malagasy
Ary ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe, na ny manan-karena na ny malahelo, na ny tsy andevo na ny andevo, dia ampandraisiny marika eo amin'ny tànany ankavanana na eo amin'ny handriny avokoa,