Revelation 13:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba tsy hisy hahazo hividy na hivarotra afa-tsy izay manana ny marika, dia ny anaran’ny bibidia, na ny isa milaza ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy hisy hahazo hividy na hivarotra afa-tsy izay voaisy mariky ny anaran’ny Biby, na ny isan’ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy misy mahazo mividy na mivarotra, afa-tsy izay manana ny marika, dia ny anaran’ilay biby voalohany na ny isa mifandraika amin’ny anarany.
Malagasy Bible 1865
mba tsy hisy hahazo hividy na hivarotra, afa-tsy izay manana ny marika, dia ny anaran'ny bibi-dia, na ny isan'ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba tsy hisy hahazo hividy na hivarotra afa-tsy izay manana ny marika, dia ny anaran’ny bibidia, na ny isa milaza ny anarany.
malagasy
mba tsy hisy hahazo hividy na hivarotra, afa-tsy izay manana ny marika, dia ny anaran'ny bibi-dia, na ny isan'ny anarany.Indro ny fahendrena. Aoka izay manan-tsaina hanisa ny isan'ny bibi-dia, fa fanisan'olona izany; ary enina amby enim-polo amby enin-jato no isany.