Revelation 13:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lohany iray dia toa voa ka efa ho faty, nefa sitrana ihany ilay fery saika nahafaty azy. Dia gaga ny tany rehetra ka nanaraka ilay bibidia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toa voan’ny ratra mahafaty ny lohany iray, nefa sitrana ihany ilay fery saika nahafaty azy ary gaga ny tany rehetra, ka sady nanaraka azy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anankiray tamin’ireo lohany fito dia toa voan’ny ratra ka nila ho faty, nefa sitrana ihany ilay ratra saika nahafaty azy; ary gaga ny tany tontolo ka nanaraka ilay biby.
Malagasy Bible 1865
Ary hitako ny lohany anankiray, izay toa voa ka efa ho faty; nefa sitrana ihany ilay feriny saiky nahafaty azy; ary gaga ny tany rehetra nanaraka ilay bibi-dia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lohany iray dia toa voa ka efa ho faty, nefa sitrana ihany ilay fery saika nahafaty azy. Dia gaga ny tany rehetra ka nanaraka ilay bibidia.
malagasy
Ary hitako ny lohany anankiray, izay toa voa ka efa ho faty; nefa sitrana ihany ilay feriny saiky nahafaty azy; ary gaga ny tany rehetra nanaraka ilay bibi-dia.