Revelation 13:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niankohoka teo anoloan’ilay dragona ny olona satria izy no nanome ny fahefana ho an’ny bibidia; niankohoka teo anoloan’ny bibidia ny olona ka niteny hoe: Iza no tahaka ny bibidia? Ary iza no mahay miady aminy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
no nitsaoka ny Dragona izay nanome fahefana ny Biby, sy nitsaoka ny Biby koa, nanao hoe: «Iza moa no tahaka ny Biby, ary iza no mahady aminy?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivavaka teo anoloan’ilay dràgona ny olona; satria izy no nanome fahefana ho an’ilay biby; ary nivavaka teo anoloan’ilay biby koa ireo ka nanao hoe: «Iza no tahaka ilay biby, ary iza no afa-miady aminy?»
Malagasy Bible 1865
Ary dia niankohoka teo anoloan'ilay dragona ireo, satria izy no nanome ny fahefana ho an'ny bibi-dia; ary niankohoka teo anoloan'ny bibi-dia koa ireo ka nanao hoe: Iza no tahaka ny bibi-dia? ary iza no mahay miady aminy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niankohoka teo anoloan’ilay dragona ny olona satria izy no nanome ny fahefana ho an’ny bibidia; niankohoka teo anoloan’ny bibidia ny olona ka niteny hoe: Iza no tahaka ny bibidia? Ary iza no mahay miady aminy?
malagasy