Revelation 13:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanokatra ny vavany hiteny ratsy an’Andriamanitra izy, dia ny hiteny ratsy ny anarany sy ny tabernakeli ny, dia ireo monina any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanokatra ny vavany izy, ka nanevateva an’Andriamanitra sy nanevateva ny Anarany mbamin’ny tranolainy, sy ireo monina any an-danitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanoka-bava izy hanevateva an’Andriamanitra, dia ny hanevateva ny anarany sy ny toerana fonenany mbamin’ireo mponina any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nanokatra ny vavany hiteny ratsy an'Andriamanitra izy, dia ny hiteny ratsy ny anarany sy ny tabernakeliny, dia ireo mitoetra any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanokatra ny vavany hiteny ratsy an’Andriamanitra izy, dia ny hiteny ratsy ny anarany sy ny tabernakeliny*, dia ireo monina any an-danitra.
malagasy
Ary nanokatra ny vavany hiteny ratsy an'Andriamanitra izy, dia ny hiteny ratsy ny anarany sy ny tabernakeliny, dia ireo mitoetra any an-danitra. [ Gr. manao blasfemia; izahao Mat. IX. 3]