Revelation 13:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary navela hiady tamin’ny olona masina izy ka haharesy azy. Nomena fahefana tamin’ny fokom-pirenena, ny vahoaka, ny samihafa fiteny ary ny firenena rehetra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomena fahefana hiady amin’ny olo-masina sy handresy ireo koa izy; ary nomena fahefana tamin’ny foko rehetra, sy ny fanjakana mbamin’ny samy hafa fiteny sy ny firenena rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Navela hiady amin’ireo olona anisan’ny vahoakan’Andriamanitra sy handresy azy koa ilay biby, ary dia nomena fahefana tamin’ny fokom-pirenena sy ny vahoaka mbamin’ny olona samy hafa fiteny sy ny firenena rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary navela hiady tamin'ny olona masina izy ka haharesy azy; ary nomena fahefana tamin'ny fokom-pirenena sy ny olona sy ny samy hafa fiteny ary ny firenena rehetra iry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary navela hiady tamin’ny olona masina izy ka haharesy azy. Nomena fahefana tamin’ny fokom-pirenena, ny vahoaka, ny samihafa fiteny ary ny firenena rehetra izy.
malagasy
Ary navela hiady tamin'ny olona masina izy ka haharesy azy; ary nomena fahefana tamin'ny fokom-pirenena sy ny olona sy ny samy hafa fiteny ary ny firenena rehetra iry.