Revelation 14:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izy koa no hisotro ny divain’ny fahatezeran’Andriamanitra, izay naidina tao anatin’ny kapoaky ny fahatezerany, tsy mitampoka, miharoharo zavatra, sady hampijaliana amin’ny afo sy solifara eo anatrehan’ny anjely masina sy eo anatrehan’ny Zanak’ondry izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia izy no hisotro ny divain’ny fahaviniran’Andriamanitra, izay naidina ao amin’ny kapoaky ny fahatezerany tsy misy famahony; sady hampijalin’ny afo aman-tsolifara eo anatrehan’ny Anjely masina sy ny Zanak’ondry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia izy koa no hisotro ny divain’ny haviniran ’Andriamanitra, divay izay efa naidina tsy misy fangarony ao anatin’ny tsatokaty fisotroana ny hatezeran’Andriamanitra; sady hampijalîna amin’ny afo sy solifara eo anatrehan’ny anjely masina sy eo anatrehan’ny Zanakondry izy.
Malagasy Bible 1865
dia izy koa no hisotro ny divain'ny fahatezeran'Andriamanitra, izay naidina tao anatin'ny kapoaky ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijalina amin'ny afo sy solifara eo anatrehan'ny anjely masina sy eo anatrehan'ny Zanak'ondry iry;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izy koa no hisotro ny divain’ny fahatezeran’Andriamanitra, izay naidina tao anatin’ny kapoaky ny fahatezerany, tsy mitampoka, miharoharo zavatra, sady hampijaliana amin’ny afo sy solifara eo anatrehan’ny anjely masina sy eo anatrehan’ny Zanak’ondry izy!
malagasy