Revelation 14:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny setroky ny fijaliany dia miakatra mandrakizay mandrakizay ary tsy manana fitsaharana, na andro na alina, izay miankohoka eo anoloan’ny bibidia sy ny sariny, na izay mandray ny mariky ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hiakatra mandrakizay mandrakizay ny setroky ny fijalian’izy ireo, ka tsy hahita hianînana na andro na alina izay nivavaka tamin’ny Biby sy ny sariny, ary izay nandray ny mariky ny anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miakatra mandrakizay mandrakizay ny setrok’ilay afo mampijaly azy ary tsy mba manam-pitoniana na andro na alina izay olona mivavaka amin’ilay biby sy ny sariny, na izay mandray ny mariky ny anarany.»
Malagasy Bible 1865
ary ny setroky ny fijaliany dia miakatra mandrakizay mandrakizay; ary tsy manam-pitsaharana na andro na alina izay miankohoka eo anoloan'ny bibi-dia sy ny sariny, na izay mandray ny mariky ny anarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny setroky ny fijaliany dia miakatra mandrakizay mandrakizay ary tsy manana fitsaharana, na andro na alina, izay miankohoka eo anoloan’ny bibidia sy ny sariny, na izay mandray ny mariky ny anarany.
malagasy