Revelation 14:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro ny faharetan’ny olona masina, dia izay mitandrina ny didin’Andriamanitra sy ny finoana an’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indro kosa ny valin’ny fandeferan’ny olo-masina, izay nitandrina ny didin’Andriamanitra sy ny finoana an’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany no ilana ny faharetana eo amin’ny vahoakan’Andriamanitra, dia eo amin’izay mitandrina ny didin’Andriamanitra sy mitana ny finoana niainan’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Indro ny faharetan'ny olona masina, dia izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy ny finoana an'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro ny faharetan’ny olona masina, dia izay mitandrina ny didin’Andriamanitra sy ny finoana an’i Jesosy.
malagasy
Indro ny faharetan'ny olona masina, dia izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy ny finoana an'i Jesosy.