Revelation 14:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naroson’Ilay nipetraka teo ambonin’ny rahona tamin’ny tany ny antsimbariny ka voajinja ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalefan’ilay nipetraka tambonin’ny rahona teny amin’ny tany ny antsy fijinjàny, ka voajinja ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naroson’Ilay nipetraka teo ambony rahona teny amin’ny tany ny antsy fijinjàny, ka voajinja ny tany.
Malagasy Bible 1865
Dia naroson'ilay nipetraka teo ambonin'ny rahona tamin'ny tany ny fijinjany, ka voajinja ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naroson’Ilay nipetraka teo ambonin’ny rahona tamin’ny tany ny antsimbariny ka voajinja ny tany.
malagasy
Dia naroson'ilay nipetraka teo ambonin'ny rahona tamin'ny tany ny fijinjany, ka voajinja ny tany.