Revelation 14:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy anjely iray koa nivoaka avy tao amin’ny tempoly tany an-danitra, ary izy koa dia nitana antsimbary maranitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy Anjely anankiray hafa koa, nivoaka avy teo amin’ny Tempoly any an-danitra, nitana antsy fijinjana maranitra koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy anjely anankiray hafa nivoaka avy tao amin’ny tempoly any an-danitra; izy koa dia nanana antsy maranitra fijinjana.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy anjely iray koa nivoaka avy tao amin'ny tempoly tany an-danitra, ary izy koa nanana fijinjana maranitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy anjely iray koa nivoaka avy tao amin’ny tempoly tany an-danitra, ary izy koa dia nitana antsimbary maranitra.
malagasy
Ary nisy anjely iray koa nivoaka avy tao amin'ny tempoly tany an-danitra, ary izy koa nanana fijinjana maranitra.