Revelation 14:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naroson’ilay anjely tamin’ny tany ny antsimbariny dia nangoniny ny voaloboky ny tany ka nazerany tao amin’ny famiazam-boaloboka lehibe, dia ny fahatezeran’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nalefan’ilay Anjely tany amin’ny tany ny antsy fijinjàny, ka notoazany ny voaloboky ny tany, ary natsipiny tao anatin’ny famiazana lehibe, dia ny fahatezeren’Andriamanitra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naroson’ilay anjely teny amin’ny tany ny antsy fijinjàny, ka notoazany avokoa ny voaloboky ny tany, ary natsipiny tao anatin’ny famiazana goavana, dia ny famiazana manambara ny haviniran’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary naroson'ilay anjely tamin'ny tany ny fijinjany, dia nangoniny ny voaloboky ny tany ka nazerany tao amin'ny famiazana lehibe, dia ny fahatezeran'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naroson’ilay anjely tamin’ny tany ny antsimbariny dia nangoniny ny voaloboky ny tany ka nazerany tao amin’ny famiazam-boaloboka lehibe, dia ny fahatezeran’Andriamanitra.
malagasy
Ary naroson'ilay anjely tamin'ny tany ny fijinjany, dia nangoniny ny voaloboky ny tany ka nazerany tao amin'ny famiazana lehibe, dia ny fahatezeran'Andriamanitra.Ary voahitsaka teny ivelan'ny tanàna ny famiazana, ary avy tao amin'ny famiazana dia nisy rà nahadifotra hatramin'ny lamboridin-tsoavaly ka lasa hatramin'ny enin-jato amby arivo stadio.