Revelation 14:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no tsy voaloto tamin’ny vehivavy, fa virijiny izy. Ireo no manaraka ny Zanak’ondry na aiza na aiza no alehany. Ireo no navotana avy tamin’ny olona ho voaloham-bokatra ho an’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no tsy nandoto tena tamin’ny vehivavy, fa virjiny izy. Ireo no manaraka ny Zanak’ondry na aiza na aiza alehany. Ireo no navotana avy amin’ny olona, ho santatra ho an’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no tsy nandoto tena tamin’ny fomban-tsampy, satria madio toetra. Ireo no mpanaraka ny Zanakondry na aiza na aiza alehany. Ireo no efa navotana avy tamin’ny olona, mba ho santa-bokatra atolotra ho an’Andriamanitra sy ho an’ny Zanakondry.
Malagasy Bible 1865
Ireo no tsy voaloto tamin'ny vehivavy, fa virijina izy. Ireo no manaraka ny Zanak'ondry na aiza na aiza no alehany. lreo no navotana avy tamin'ny olona ho voaloham-bokatra ho an'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no tsy voaloto tamin’ny vehivavy, fa virijiny izy. Ireo no manaraka ny Zanak’ondry na aiza na aiza no alehany. Ireo no navotana avy tamin’ny olona ho voaloham-bokatra ho an’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry.
malagasy