Revelation 14:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy lainga hita teo am-bavany, sady tsy manan-tsiny izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsy misy lainga eo am-bavan’izy ireo, fa tsy manan-tsiny izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no tsy nandrenesan-dainga teo am-bavany, satria tsy manan-tsiny.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nisy lainga hita teo am-bavany, sady tsy manan-tsiny izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy lainga hita teo am-bavany, sady tsy manan-tsiny izy.
malagasy
Ary tsy nisy lainga hita teo am-bavany, sady tsy manan-tsiny izy.