Revelation 14:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
niteny tamin’ny feo mahery hoe: Matahora an’Andriamanitra ka omeo voninahitra Izy, fa tonga ny andro fitsarany; miankohofa eo anoloan’Izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no nambarany tamin’ny feo mahery: «Matahora an’Andriamanitra; omeo voninahitra Izy, fa tonga ny andro fitsarany. Mitsaoha an’Ilay nahary ny lanitra sy ny tany, mbamin’ny ranomasina sy ny loharano.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hoy izy tamin’ny feo mahery hoe: «Manajà an’Andriamanitra ka manomeza voninahitra Azy, fa tonga ny andro fitsaràny! Mitsaoha an’Ilay nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin’ny loharano.»
Malagasy Bible 1865
nanao tamin'ny feo mahery hoe: Matahora an'Andriamanitra, ka omeo voninahitra Izy; fa tonga ny andro fitsarany; ary miankohofa eo anoloan'izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
niteny tamin’ny feo mahery hoe: Matahora an’Andriamanitra ka omeo voninahitra Izy, fa tonga ny andro fitsarany; miankohofa eo anoloan’Izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano!
malagasy
nanao tamin'ny feo mahery hoe: Matahora an'Andriamanitra, ka omeo voninahitra Izy; fa tonga ny andro fitsarany; ary miankohofa eo anoloan'izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano. [ Gr. ora]