Revelation 14:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy iray hafa koa, dia anjely faharoa, nanaraka azy ka niteny hoe: Rava! Rava i Babilona lehibe izay nampisotro ny firenena rehetra ny divain’ny fahatezerana noho ny fijangajangany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaraka an’io, dia nisy Anjely anankiray hafa nanao hoe: «Rava, rava, i Babilôna lehibe, ilay nampisotro ny firenena ny divaim-pahatezerana tamin’ny fijangajangany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanaraka an’io dia nisy anjely faharoa nanao hoe: «Rava, rava i Babilôna lehibe, izay nampisotro ny firenena rehetra tamin’ny divainy, dia ny divain’ny fijangajangàny mihoa-pampana!»
Malagasy Bible 1865
Ary nisy iray koa, dia anjely faharoa, nanaraka ka nanao hoe: Rava! rava Babylona lehibe! izay nampisotro ny firenena rehetra ny divain'ny fahatezerana noho ny fijangajangany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy iray hafa koa, dia anjely faharoa, nanaraka azy ka niteny hoe: Rava! Rava i Babilona lehibe izay nampisotro ny firenena rehetra ny divain’ny fahatezerana noho ny fijangajangany!
malagasy
Ary nisy iray koa, dia anjely faharoa, nanaraka ka nanao hoe: Rava! rava Babylona lehibe! izay nampisotro ny firenena rehetra ny divain'ny fahatezerana noho ny fijangajangany.