Revelation 15:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahita aho fa indro, toa ranomasina fitaratra miharo afo, ary izay naharesy ka afaka tamin’ny bibidia sy ny sariny ary ny isa mariky ny anarany dia nitsangana teo amoron’ny ranomasina fitaratra, nitana lokangan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nahita toa ranomasina fitaratra miharo afo aho; ka izay nandresy ny Biby sy ny sariny ary ny isan’ny anarany no nitsangana teo amoron’io ranomasina fitaratra io, mitana ny harp’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hitako nisy toa ranomasina fitaratra miharo afo; ka izay olona naharesy an’ilay biby sy ny sariny ary ny isa mifandraika amin’ny anarany dia nijoro teo amoron’io ranomasina fitaratra io sady nitana ny lokanga nomen’Andriamanitra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nahita aho fa, indro, toa ranomasina fitaratra miharo afo, ary izay naharesy ka afaka tamin'ny bibi-dia sy ny sariny ary ny isan'ny anarany dia nitsangana teo amoron 'ny ranomasina fitaratra, nitana lokangan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahita aho fa indro, toa ranomasina fitaratra miharo afo, ary izay naharesy ka afaka tamin’ny bibidia sy ny sariny ary ny isa mariky ny anarany dia nitsangana teo amoron’ny ranomasina fitaratra, nitana lokangan’Andriamanitra.
malagasy
Ary nahita aho fa, indro, toa ranomasina fitaratra miharo afo, ary izay naharesy ka afaka tamin'ny bibi-dia sy ny sariny ary ny isan'ny anarany dia nitsangana teo amoron'ny ranomasina fitaratra, nitana lokangan'Andriamanitra. [ Na: tao amin]